oan'ny Tanindrazako
@zao miaina anaty ady
nefa tsy afaka mteny
lasa mzarazara sy mfamono ny kil
nefa tena tokony hiray hina!!
bobaka b reo zvt potika
nefa bobaka ny tsy taitra sy tsy rotitra
aleon'lerony miady eny @ 13 mai
to izay manambotra zay zvt simba sy may!!

